Namana
Raha tiana hono ny namana Mbola hoavy ny fitia. Raha 'Zany tsy atao hasakana. Na dia maro zany tsy tia . Fa raha tiana hono, tsy hiaraha _ monina, koa manatona ny Tompo, tompon' ny fiononana, Aza misalala, manatona azy ao ! Ao izy miandry anao, dia voavaha ny olanao. Sorajavona Antso Tsotra
Ad
Poetry Books 50% Off
Bestselling collections from top poets
Shop Now →
