" Fandalovana ihany"
Raha ny ety dia manjary toa fandalovana! Raha 'reo mpanitsaka, toa be ireo tsy ho lalovana,... Fa i Jesoa tsy manary ireo tsy tia! Ho any ankoatra any, ho maro ireo mpanaradia. Aiza ho aiza ré tsita zay ho aleha? Aiza ho aiza ré, aza dia mireareha! Sorajavona Antso tsotra.
Ad
Poetry Books 50% Off
Bestselling collections from top poets
Shop Now →
